Teny iditra | ambany | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Under [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | En bas, au dessous [1.8] | |
Sampanteny |
| |
Tohi-kevitra | ambony | |
Teny iditra | ambany | |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
Fanazavàna teny anglisy | Down [1.2, 1.7] | |
[root vany.] Under, beneath, below [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Sous, bas [1.8] | |
Voambolana | Toerana | |
Teny iditra | ambany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Andrefana [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] The west [1.2] | |
Voambolana | Toerana | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/12/13 |