Teny iditra ambozontany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky, toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. Toy ny toerana omen' ny Merina anarana hoe Ankadilanana izany. [1.10]
Teny fotony vozona, tany

Teny iditra Ambozontany
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa [3.1]
Voambolana 
Teny nalaina 
Fangi-bolantany -21.4333333, 47.0833333
Haianarantany vozona, tany
Sary 

Teny iditra Ambozontany
Sokajin-teny anarana (orinasa, sns.) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus, autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany), et maintenant à Analamahitsy, au nord d'Antananarivo [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17