Teny iditra |
bado
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Stupid; illiterate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui a l'esprit obtus, un peu bête [1.3]
|
| Stupide; illettré [1.8]
|
Ohatra |
1 | Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy:
[2.48]
|
2 | Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny.
[2.470]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
bado
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [1.19]
|
Voambolana |
|