Teny iditra | mangobakobaka (hobakobaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1] | ||||||
Ohatra | Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
[2.470] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mangobaka | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny mangobakobaka io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |